AVC [MG] - FAHATAPAHANA LALAN-DRA

AVC ⚠️ Ny tohin’ny AVC (Pronostic) dia miankina amin’ny Fisorohana sy ny Fandraisana an-tanana Voalohany (Rapidité - Qualité). ⌛1min tsy ahazoan’ny Atidoha Sakafo (Oxygène - Glucose) dia mety hanimba Neurones 2 millions. ⚠️ Mety hiseho amin’ny endriny maro fa tsy voatery hoe malemy ila foana, ary tsy voatery Tosidrà ambony foana no mahatonga azy. 👉 Noho izany, aza manaotao foana fa vao hafahafa dia manatona Dr. Dia rehefa omena torohevitra dia mba araho 🙏 fa aza maditra. Raha misy tsy fahampiam-bola ka tsy afaka mividy fanafody, lazao foana aloha ny Dr fa aza ajanona. ℹ️ Ny AVC matetika fahavoazana Artère (mamelona Nofo), izay mety Tsentsina (Ischémique) na Vaky (Hémorragique). ⚠️ Misy fitsaboana mifanohitra be mahafaty ☠️ ireo, nefa ny Scanner ihany (izay tsy dia mora loatra 💰) no ahafahana manavaka azy. 👉 Noho izany, aleo foana manao
Back to Top